Marka 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Noteren’ireo hitondra ny hazo fijalian’i* Jesosy+ koa ny mpandalo iray avy tany ambanivohitra, dia i Simona avy any Kyrena, rain’i Aleksandra sy Rofosy. Jaona 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nitondra an’ilay hazo fijaliana* izy, ka nankany amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha,+ na hoe Golgota amin’ny teny hebreo.+
21 Noteren’ireo hitondra ny hazo fijalian’i* Jesosy+ koa ny mpandalo iray avy tany ambanivohitra, dia i Simona avy any Kyrena, rain’i Aleksandra sy Rofosy.
17 Dia nitondra an’ilay hazo fijaliana* izy, ka nankany amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha,+ na hoe Golgota amin’ny teny hebreo.+