-
Efesianina 5:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fantatrareo mantsy, ary takatrareo tsara fa samy tsy manana lova ao amin’ny Fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra,+ na ny mpijangajanga,*+ na ny olona manaraka fanao maloto, na ny olona tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy.
6 Aza avela hisy hamitaka anareo amin’ny teny tsy misy dikany, satria ireo zavatra ireo no mahatonga an’Andriamanitra ho tezitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.
-