Jaona 5:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana* ny feony,+ 29 dia hivoaka izy ireo. Izay nanao ny tsara dia hatsangana mba hahazo fiainana, fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana mba hotsaraina.+ Romanina 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha lasa tafaray amin’i Kristy isika rehefa maty hoatr’azy,+ dia tena ho tafaray aminy koa isika rehefa atsangana amin’ny maty hoatr’azy.+
28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana* ny feony,+ 29 dia hivoaka izy ireo. Izay nanao ny tsara dia hatsangana mba hahazo fiainana, fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana mba hotsaraina.+
5 Raha lasa tafaray amin’i Kristy isika rehefa maty hoatr’azy,+ dia tena ho tafaray aminy koa isika rehefa atsangana amin’ny maty hoatr’azy.+