FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 11:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy i Marta: “Fantatro fa hitsangana izy rehefa atsangana ny maty+ amin’ny andro farany.”

  • Asan’ny Apostoly 17:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+

  • 1 Tesalonianina 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 fa ny Tompo mihitsy no hidina avy any an-danitra, ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sy ny feon’ny trompetran’Andriamanitra. Ary izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+

  • Apokalypsy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hitako ny maty, na ny lehibe na ny kely, nijoro teo anoloan’ny seza fiandrianana, dia nisy horonam-boky novelarina. Nisy horonam-boky iray koa anefa novelarina, dia ny horonam-bokin’ny fiainana.+ Dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin’ireo horonam-boky ireo ny maty, arakaraka izay nataon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara