27 Efa nomen’ny Raiko ahy daholo ny zava-drehetra.+ Tsy misy tena mahafantatra tsara ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ ary tsy misy tena mahafantatra tsara ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampahafantarina ny momba ny Ray.+
22 Efa nomen’ny Raiko ahy daholo ny zava-drehetra. Tsy misy mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary tsy misy mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka+ sy izay tian’ny Zanaka hampahafantarina ny momba ny Ray.”+