Jaona 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tia anareo mantsy ny Ray, satria ianareo efa tia ahy+ ka nino fa avy tamin’ny Ray aho sady solontenan’Andriamanitra.+ 1 Jaona 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy, dia naterak’Andriamanitra.+ Ary izay rehetra tia an’ilay Ray dia tia an’izay naterany koa.
27 Tia anareo mantsy ny Ray, satria ianareo efa tia ahy+ ka nino fa avy tamin’ny Ray aho sady solontenan’Andriamanitra.+
5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy, dia naterak’Andriamanitra.+ Ary izay rehetra tia an’ilay Ray dia tia an’izay naterany koa.