Jaona 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tanimanga tamin’ny rorany. Dia nohosorany an’ilay izy ny mason’ilay lehilahy,+
6 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tanimanga tamin’ny rorany. Dia nohosorany an’ilay izy ny mason’ilay lehilahy,+