24 Ray ô, tiako raha mba miaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy ireo,+ mba ho hitany ilay voninahitro nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao.+
17 Aorian’izay, dia isika izay velona ka mbola ho eo no hakarina miaraka amin’izy ireo ao anaty rahona,+ mba hihaona amin’ny Tompo+ eny amin’ny habakabaka. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+