FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Koa izay rehetra maheno an’izany teniko izany ka mankatò, dia mitovy amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+ 25 Avy be ny orana ka nisy riaka be, sady nifofofofo namely an’ilay trano ny rivotra. Tsy nirodana anefa ilay trano, satria naorina teo ambony vatolampy.

  • Lioka 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa hoy izy: “Tsy izany mihitsy, fa izay mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mankatò an’izany no sambatra!”+

  • Jakoba 1:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa izay mandinika tsara an’ilay lalàna tonga lafatra+ izay manafaka ny olona, ka manaraka an’izany foana, dia lasa mpankatò ny teny fa tsy mpihaino manadino. Ho sambatra izy rehefa mankatò.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara