Jaona 9:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia hoy i Jesosy: “Tsy ho meloka ho nanota ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’, dia tsy afaka ny fahotanareo.”+
41 Dia hoy i Jesosy: “Tsy ho meloka ho nanota ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’, dia tsy afaka ny fahotanareo.”+