FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy ireo: “Aiza àry ny Rainao?” Namaly i Jesosy hoe: “Samy tsy fantatrareo na izaho na ny Raiko.+ Raha nahafantatra ahy mantsy ianareo, dia ho fantatrareo koa ny Raiko.”+

  • Jaona 15:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tadidio ilay teniko taminareo hoe: Tsy lehibe noho ny tompony ny mpanompo. Raha nanenjika ahy izy, dia hanenjika anareo koa.+ Ary raha nankatò ny teniko izy, dia hankatò ny teninareo koa. 21 Noho ny anarako anefa no hanaovany an’izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany Ilay naniraka ahy.+

  • Romanina 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa mijoro ho vavolombelona aho hoe mafana fo ho an’Andriamanitra izy ireo,+ saingy tsy tena mahalala azy tsara.

  • 1 Korintianina 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara