Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito. Salamo 119:151 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 151 Akaiky ianao, Jehovah ô,+Ary marina daholo ny didinao.+ Salamo 119:160 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 160 Fahamarinana no votoatin’ny teninao,+Ary maharitra mandrakizay daholo ny didim-pitsaranao ara-drariny.
6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.
160 Fahamarinana no votoatin’ny teninao,+Ary maharitra mandrakizay daholo ny didim-pitsaranao ara-drariny.