FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia nampita hafatra tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria, tany an-tany efitra,+ Andriamanitra.

  • Asan’ny Apostoly 4:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny ampitson’iny, dia nivory tao Jerosalema ny mpitondra sy ny anti-panahy* ary ny mpanora-dalàna teo amin’izy ireo. 6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, Kaiafa,+ Jaona, Aleksandra, ary izay rehetra havan’ilay lehiben’ny mpisorona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara