FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 2:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nitso-drano azy ireo i Simeona, ary hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no hahatonga ny olona maro eo amin’ny Israely ho lavo+ sy ho tafarina indray.+ Ho famantarana hataon’ny olona tsinontsinona koa izy+ 35 —na ianao aza ho toy ny voatrobaky ny sabatra lava lela+—mba hiharihary ny eritreritra any am-pon’ny olona maro.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara