FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 mba hahazo fiainana mandrakizay izay rehetra mino azy.+

  • Jaona 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Lazaiko marimarina aminareo fa hahazo fiainana mandrakizay izay mihaino ny teniko ka mino an’Ilay naniraka ahy.+ Ary tsy melohina izy satria hoatran’ny hoe efa maty nefa velona indray.+

  • 1 Petera 1:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Na mbola tsy hitanareo mihitsy aza i Kristy, dia tia azy ianareo. Ary na tsy hitanareo aza izy izao, dia mino azy ianareo sady faly be sy ravoravo ka tsy hita izay hilazana ny hafalianareo, 9 satria tratranareo ny tanjonareo, dia ny hahazo famonjena,+ noho ianareo manam-pinoana.

  • 1 Jaona 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manoratra an’izany aminareo aho mba ho fantatrareo fa hahazo fiainana mandrakizay ianareo,+ dia ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara