Jaona 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary efa teo akaikin’i Jesosy* ny mpianany anankiray tamin’izay,+ dia ilay mpianatra tiany. Jaona 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo àry ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Ravehivavy, io ny zanakao!” Jaona 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lasa àry izy nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray tian’i Jesosy,+ ka niteny hoe: “Nisy naka tao am-pasana ny Tompo,+ dia tsy fantatray izay nametrahany azy.”
26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo àry ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Ravehivavy, io ny zanakao!”
2 Lasa àry izy nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray tian’i Jesosy,+ ka niteny hoe: “Nisy naka tao am-pasana ny Tompo,+ dia tsy fantatray izay nametrahany azy.”