Asan’ny Apostoly 2:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Natao batisa+ àry izay olona nanaiky tsara ny tenin’i Petera, ka niampy 3 000 teo ho eo ny isan’izy ireo tamin’iny andro iny.+ Asan’ny Apostoly 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy nitsahatra niely àry ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra+ tany Jerosalema. Be dia be koa ny mpisorona lasa nanaiky ny finoana.+
41 Natao batisa+ àry izay olona nanaiky tsara ny tenin’i Petera, ka niampy 3 000 teo ho eo ny isan’izy ireo tamin’iny andro iny.+
7 Tsy nitsahatra niely àry ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra+ tany Jerosalema. Be dia be koa ny mpisorona lasa nanaiky ny finoana.+