Asan’ny Apostoly 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Henon’ny apostoly tany Jerosalema fa nanaiky ny tenin’Andriamanitra ny tany Samaria,+ ka nirahiny hankany i Petera sy Jaona.
14 Henon’ny apostoly tany Jerosalema fa nanaiky ny tenin’Andriamanitra ny tany Samaria,+ ka nirahiny hankany i Petera sy Jaona.