14 Nolavinareo tokoa ilay masina sy marina. Mpamono olona no nangatahinareo hafahana ho anareo,+ 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra manome fiainana.+ Natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty anefa izy, ary vavolombelon’izany izahay.+