FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niaritra ny mafy izy ka ho afa-po amin’izay hitany.

      Efa mahalala zavatra betsaka ny mpanompoko,+ dia ilay olo-marina,

      Ka hanampy olona be dia be ho lasa olo-marina.+

      Hozakainy koa ny fahadisoan’izy ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 2:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia hoy i Petera: “Mibebaha,+ ary aoka samy hatao batisa+ amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ianareo tsirairay, mba hahazoanareo famelan-keloka.+ Ary hahazo an’ilay fanomezana maimaim-poana ianareo, dia ny fanahy masina.

  • Asan’ny Apostoly 10:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara