FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:5-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia natsipin’i Jodasy tao amin’ny tempoly ireo vola* ireo, dia lasa izy nananton-tena.+ 6 Nalain’ny lehiben’ny mpisorona anefa ireo vola* ireo, ka niteny izy ireo hoe: “Vidin-dra ireto, ka tsy azo arotsaka ao amin’ny toerana masina fitehirizan-karena.” 7 Dia niara-nidinika izy ireo, ka nividianany ny sahan’ny mpanefy tanimanga ilay vola, mba hatao fasam-bahiny. 8 Nantsoina hoe Sahan-dra+ àry io saha io hatramin’izao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara