Asan’ny Apostoly 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niaraka teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny Fetin’ny Pentekosta.+ Asan’ny Apostoly 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa, araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.+ Asan’ny Apostoly 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nilatsaka tamin’izy ireo ny fanahy masina rehefa nametra-tanana+ taminy i Paoly. Koa niteny tamin’ny fiteny samihafa izy ireo sady naminany.+
4 Dia samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa, araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.+
6 Dia nilatsaka tamin’izy ireo ny fanahy masina rehefa nametra-tanana+ taminy i Paoly. Koa niteny tamin’ny fiteny samihafa izy ireo sady naminany.+