Matio 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano satria mibebaka ianareo.+ Ilay ho avy ao aorianako anefa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+ Marka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izaho nanao batisa anareo tamin’ny rano, fa izy kosa hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina.”+ Lioka 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy kosa ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny tadin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy amin’ny afo.+ Asan’ny Apostoly 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”
11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano satria mibebaka ianareo.+ Ilay ho avy ao aorianako anefa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+
16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy kosa ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny tadin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy amin’ny afo.+
5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”