FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary izao avy no nanendren’Andriamanitra ny tsirairay eo anivon’ny fiangonana: Voalohany, apostoly;+ faharoa, mpaminany;+ fahatelo, mpampianatra;+ avy eo, ireo manao fahagagana,+ ireo mahay manasitrana,+ ireo manampy olona, ireo mahay mitarika,+ ary ireo mahay fiteny samihafa.+

  • Efesianina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny sasany notendreny ho apostoly,+ ny sasany ho mpaminany,+ ny sasany ho mpitory ny vaovao tsara,+ ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara