FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+ Hesorinareo tsy ho ao an-tranonareo ny lalivay, amin’ny andro voalohany, satria haringana tsy ho anisan’ny Israely izay olona mihinana zavatra misy lalivay, hatramin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro fahafito.

  • Eksodosy 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay ianao.+ Hihinana mofo tsy misy lalivay mandritra ny fito andro ianao, amin’ny fotoana voatondro amin’ny volana Abiba,*+ araka ny didy nomeko anao. Tamin’io fotoana io mantsy ianao no nivoaka avy tany Ejipta. Tsy tokony hisy hitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehako.+

  • Levitikosy 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara