Eksodosy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo. Ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy. Salamo 146:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tanySy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay tsy mivadika mihitsy,+
11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo. Ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy.
6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tanySy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay tsy mivadika mihitsy,+