2 Raha mbola nanompo an’i Jehovah izy ireo sady nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Atokàny ho ahy i Barnabasy sy Saoly+ mba hanao ny asa iantsoako azy.”+ 3 Rehefa avy nifady hanina sy nivavaka izy ireo, dia nametra-tanana tamin’izy roa lahy ary nandefa azy.