Asan’ny Apostoly 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nandeha nitety tanàna izy ireo, ka nampita an’ireo didy navoakan’ny apostoly sy ny anti-panahy tany Jerosalema mba hankatoavin’ireo rahalahy.+
4 Dia nandeha nitety tanàna izy ireo, ka nampita an’ireo didy navoakan’ny apostoly sy ny anti-panahy tany Jerosalema mba hankatoavin’ireo rahalahy.+