Asan’ny Apostoly 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra manome fiainana.+ Natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty anefa izy, ary vavolombelon’izany izahay.+ Romanina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 fa ho antsika koa. Natao ho antsika koa izany, satria mino an’Ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty isika.+ 1 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa natsangan’Andriamanitra anefa ny Tompo+ ary hanangana antsika amin’ny maty koa izy,+ amin’ny alalan’ny heriny.+ Kolosianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niara-nalevina taminy mantsy ianareo tamin’ny batisany,+ dia niara-natsangana taminy koa,+ satria mifandray aminy sady mino ny herin’Andriamanitra, izay nanangana azy tamin’ny maty.+ Hebreo 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana
15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra manome fiainana.+ Natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty anefa izy, ary vavolombelon’izany izahay.+
24 fa ho antsika koa. Natao ho antsika koa izany, satria mino an’Ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty isika.+
14 Efa natsangan’Andriamanitra anefa ny Tompo+ ary hanangana antsika amin’ny maty koa izy,+ amin’ny alalan’ny heriny.+
12 Niara-nalevina taminy mantsy ianareo tamin’ny batisany,+ dia niara-natsangana taminy koa,+ satria mifandray aminy sady mino ny herin’Andriamanitra, izay nanangana azy tamin’ny maty.+
20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana