Deoteronomia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+ Deoteronomia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mandalo eny akaikin’ny Amonita ianao, dia aza mila vaniny na mila ady aminy. Fa tsy hisy homeko ho anao ny taniny, satria efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota izany.+ Deoteronomia 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa nanome lova ho an’ireo firenena ilay Avo Indrindra,+Rehefa nozarazarainy ny taranak’i Adama,*+Dia nofaritany ny sisin-tanin’ireo firenena,+Ka nataony nifanaraka tamin’ny isan’ny zanak’Israely.+ Salamo 74:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasianao fetrany ny faritra rehetra eto an-tany,+Ary nanao ny fahavaratra sy ny ririnina ianao.+
5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+
19 Rehefa mandalo eny akaikin’ny Amonita ianao, dia aza mila vaniny na mila ady aminy. Fa tsy hisy homeko ho anao ny taniny, satria efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota izany.+
8 Rehefa nanome lova ho an’ireo firenena ilay Avo Indrindra,+Rehefa nozarazarainy ny taranak’i Adama,*+Dia nofaritany ny sisin-tanin’ireo firenena,+Ka nataony nifanaraka tamin’ny isan’ny zanak’Israely.+