Asan’ny Apostoly 5:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy, izany hoe i Jesosy,+ izy ireo isan’andro. Nanao an’izany izy ireo, na tao amin’ny tempoly na isan-trano.+
42 Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy, izany hoe i Jesosy,+ izy ireo isan’andro. Nanao an’izany izy ireo, na tao amin’ny tempoly na isan-trano.+