22 Ary efa an-dalana ho any Jerosalema aho izao, satria tsy maintsy manaraka ny fitarihan’ny fanahy masina aho, na dia tsy fantatro aza izay hanjo ahy any, 23 afa-tsy izay ambaran’ny fanahy masina amiko foana isan-tanàna hoe gadra sy fahoriana no miandry ahy any.+