Asan’ny Apostoly 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy ny Tompo: “Mitsangàna dia mankanesa any amin’ilay lalana atao hoe Imahitsy. Ary tadiavo ao an-tranon’i Jodasy ilay lehilahy atao hoe Saoly, avy any Tarsosy.+ Eo am-pivavahana mihitsy izy izao. Asan’ny Apostoly 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
11 Ary hoy ny Tompo: “Mitsangàna dia mankanesa any amin’ilay lalana atao hoe Imahitsy. Ary tadiavo ao an-tranon’i Jodasy ilay lehilahy atao hoe Saoly, avy any Tarsosy.+ Eo am-pivavahana mihitsy izy izao.
15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.