-
Romanina 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Noho izany, dia nahazo an’ilay fampanantenana i Abrahama satria nanam-pinoana, ary hatsaram-panahy miavaka no nahazoany an’izany.+ Amin’izay dia azo antoka fa ho tanteraka amin’ny taranany rehetra ilay fampanantenana,+ tsy ho an’izay manaraka ny Lalàna ihany, fa ho an’izay mampiseho finoana hoatran’ny an’i Abrahama raintsika rehetra koa.+
-