Romanina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+
13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+