FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Faly anefa aho ary miara-mifaly aminareo rehetra, na dia atao hoatran’ny fanatitra zava-pisotro+ aza, ka araraka eo amin’ny sorona+ sy ny fanompoana masina* ataonareo noho ny finoanareo.

  • 1 Petera 4:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ry malala, aza gaga amin’ny fitsapana mivaivay mahazo anareo,+ toy ny hoe zavatra hafahafa no manjo anareo. 13 Fa mifalia foana+ kosa arakaraka ny ijalianareo hoatran’i Kristy,+ mba hifalianareo sy hiravoravoanareo mandritra ny fampiharihariana ny voninahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara