FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Timoty 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Namindrana fo anefa aho mba ho amin’ny alalako, izay tena mpanota be, no hampisehoan’i Kristy Jesosy hoe manam-paharetana be izy. Izaho no nataony ohatra ho an’izay olona hino azy mba hahazoana fiainana mandrakizay.+

  • 1 Jaona 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manoratra aminareo momba an’izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo. Raha misy olona sendra manota anefa, dia manana mpanampy* any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy,+ ilay marina.+ 2 Izy no sorona fampihavanana*+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy ny antsika ihany, fa ny an’izao tontolo izao manontolo koa.+

  • Joda 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 amin’izay ianareo ho tian’Andriamanitra foana.+ Tokony hanantena foana koa ianareo hoe hamindra fo aminareo i Jesosy Kristy Tompontsika, ka ho afaka hiaina mandrakizay ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara