FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 8:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hoy i Jesosy avy eo tamin’ny Jiosy nino azy: “Raha manaraka ny teniko foana ianareo, dia tena mpianatro tokoa, 32 ary ho fantatrareo ny marina,*+ ary ny marina hanafaka anareo.”+

  • Jakoba 1:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa izay mandinika tsara an’ilay lalàna tonga lafatra+ izay manafaka ny olona, ka manaraka an’izany foana, dia lasa mpankatò ny teny fa tsy mpihaino manadino. Ho sambatra izy rehefa mankatò.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara