FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nomena voninahitra mantsy ianareo, tsy hoe hino an’i Kristy fotsiny, fa hijaly noho ny aminy koa.+

  • Kolosianina 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara