Jaona 8:31, 32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hoy i Jesosy avy eo tamin’ny Jiosy nino azy: “Raha manaraka ny teniko foana ianareo, dia tena mpianatro tokoa, 32 ary ho fantatrareo ny marina,*+ ary ny marina hanafaka anareo.”+ 1 Korintianina 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy.
31 Hoy i Jesosy avy eo tamin’ny Jiosy nino azy: “Raha manaraka ny teniko foana ianareo, dia tena mpianatro tokoa, 32 ary ho fantatrareo ny marina,*+ ary ny marina hanafaka anareo.”+
22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy.