FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Afaka mamonjy tanteraka an’izay manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany koa àry izy, satria velona foana mba hiangavy ho an’ireo.+

  • 1 Jaona 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manoratra aminareo momba an’izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo. Raha misy olona sendra manota anefa, dia manana mpanampy* any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy,+ ilay marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara