Levitikosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah. Galatianina 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy mitaky finoana ny Lalàna. Fa “izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.”+
5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah.
12 Ary tsy mitaky finoana ny Lalàna. Fa “izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.”+