Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”
22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”