Joba 37:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa tokony hatahotra azy ny olona,+ Satria tsy mankasitraka an’izay mihevi-tena ho hendry*+ izy.” Ohabolana 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza mihevi-tena ho hendry,+ Fa matahora an’i Jehovah ka aza manao ratsy intsony.