Galatianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka* ao amin’ilay didy anankiray hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+ Jakoba 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha mankatò an’ilay lalàn’ny mpanjaka voalazan’ny Soratra Masina ianareo, dia ilay hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka* ao amin’ilay didy anankiray hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha mankatò an’ilay lalàn’ny mpanjaka voalazan’ny Soratra Masina ianareo, dia ilay hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+