Lioka 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Izay tianareo hataon’ny olona aminareo no ataovy aminy koa.+ 2 Timoty 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy tokony hiady mantsy ny mpanompon’ny Tompo, fa halemy fanahy* amin’ny rehetra kosa,+ hahay hampianatra, hahafehy tena rehefa misy manisy ratsy,+
24 Tsy tokony hiady mantsy ny mpanompon’ny Tompo, fa halemy fanahy* amin’ny rehetra kosa,+ hahay hampianatra, hahafehy tena rehefa misy manisy ratsy,+