FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifanara-kevitra ianareo amin’izay lazainareo. Aza avela hisy fisaratsarahana eo aminareo,+ fa miezaha kosa hiray hina tsara ka hiray saina sy hiray hevitra.+

  • 2 Korintianina 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ ary hihavana tsara.+ Hitahy anareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!*+

  • Filipianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia ataovy izay hahafaly be ahy, ka miezaha hiray saina, hifankatia, hiray hina* tanteraka, ary hitovy hevitra.+

  • 1 Petera 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Farany, miraisa saina*+ ianareo rehetra, miaraha ory, mifankatiava hoatran’ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ ary manetre tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara