Jaona 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Izay rehetra omen’ny Ray ahy dia hanatona ahy, ary tsy mba horoahiko mihitsy izay manatona ahy.+