Galatianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay ampianarina* ny tenin’Andriamanitra koa, dia tokony mba hifampizara ny zavatra tsara rehetra amin’ilay mampianatra* azy.+ Hebreo 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ankoatra izany, dia aza hadinoina ny manao soa sy ny mizara amin’ny hafa,+ fa tena mahafaly an’Andriamanitra ny sorona+ toy izany.
6 Izay ampianarina* ny tenin’Andriamanitra koa, dia tokony mba hifampizara ny zavatra tsara rehetra amin’ilay mampianatra* azy.+
16 Ankoatra izany, dia aza hadinoina ny manao soa sy ny mizara amin’ny hafa,+ fa tena mahafaly an’Andriamanitra ny sorona+ toy izany.