3 Farany, ry rahalahy, mivavaha foana ho anay,+ mba hiely haingana foana ny tenin’i Jehovah+ ary homem-boninahitra toy izao eo aminareo izao. 2 Mivavaha foana koa mba harovana amin’ny mpihetraketraka sy ny ratsy fanahy izahay,+ satria tsy hoe manam-pinoana daholo ny olona rehetra.+